Ny provandy ho an’ny AKOHO GASY vokarin’ny orinasa AGRIVAL dia hitanao eny amin’ny mpanjinjara akaiky anao rehetra. Ny fampiasana azy dia ahazoanao 1,9kg ao anatin’ny 4 volana ary feno ny singa rehetra ilaina amin’ny fitomboan’ny biby fiompinao