OHABOLANA – « Rafotsy be maty andro nandroana, sady tsy an’ny aty no tsy an’Ambondrombe »

Raha misy manadina momba ny ohabolana mifandray amin’ny fanamarihana ny taom-baovao ianao dia azonao avaly azy ity ohabolana ity : « Rafotsibe maty andro nandroana, sady tsy an’ny aty no tsy an’Ambondrombe ». Saingy fantaro ihany anefa ny heviny ndrao tsy fantatrao akory. Ny fanazavana omen’ny Profesora Jeannot Fils Ranaivoson, mpampianatra-mpikaroka malagasy.