PAPA FRANÇOIS

Nigadona anio 6 septembra eny amin’ny Seranampianam-piaramanidina Ivato ny Papa Ray Masina. Efa vonona tanteraka ny handray ny Pape François ao anatin’ny fiombonam-po tanteraka ny mpino katolika ary miandrandra aim-panahy.