PODCAST : KOLONTSAINA – Miisa 12 ireo mozea manaraka ny fenitra eto Madagasikara

Betsaka ireo olona maniry hanangana mozea eto Madagasikara, saingy mihemotra izy ireo rehefa ambara aminy ireo fepetra takiana amin’izany. Io no nambaran’ny Dr Bako Rasoarifetra, Filohan’ny filankevitra iraisam-pirenena ny amin’ny tranombakoka eto Madagasikara (ICOM). 12 hoy izy no isan’ireo mozea manaraka ny fenitra eto Madagasikara.