POLICE DE LA ROUTE

POLICE DE LA ROUTE – Herintaona taorian’ny fampiatona ny polisy misahana ny fifamohivoizana dia nanome alalana ny Praiminisitra, Christian Ntsay, ny hamerenana indray izany lamina izany.