Ravinala Airports Madagascar

Amin’izao fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy izao dia homena sehatra manokana ireo vehivavy izay miasa eo amin’ny sehatra anabakabaka ary mandray anjara amin’ny fampandrosoana azy. Ity horonantsary manaraka ity dia ahafahantsika mahita vehivavy be herim-po sy fikirizana izay afaka manaporofo amintsika fa afaka manatratra tanjona izay kendrena ny vehivavy rehefa vonona ara-tsaina sy mahatoky tena. »
A l’occasion de la journée internationale pour les droits de la femme, nous tenons à remercier toutes les femmes travaillant à l’aéroport et qui contribuent chaque jour au développement du secteur aéronautique. A toutes ces femmes courageuses et persévérantes, merci de nous prouver que l’on peut atteindre ses objectifs avec de la détermination et de la confiance en soi ! »