L’avenir de Madagascar repose sur les jeunes. Ravinala Airports accorde ainsi une attention particulière à l’intégration des stagiaires pour les aider à développer leur compétence et leur permettre de devenir les leaders de demain.
Ny tanora no hoavin’i Madagasikara. Noho izany, dia omen’ny Ravinala Airports lanja manokana ireo tanora mpiofana, na « stagiaires », ao aminy, mba hahafahan’izy ireo mandray ireo traikefa rehetra izay hanampy azy ho lasa mpitarika sy mpitondra fivoarana eo amin’ny fiarahamonina.
