Ravinala Airports Madagascar.

Afaka mandray mpandeha hatramin’ny 1,8 tapitrisa ny tranon-tseranana iraisam-pirenena vaovao an’Antananarivo. Araho ary ity horonan-tsary manaraka ity mba ahafahanao mahafantatra ireo tarehimarika lehibe momba azy io.
——————————————-
Le nouveau terminal de l’Aéroport International d’Antananarivo peut accueillir jusqu’à 1,8 million de passagers. Vous trouverez les chiffres clés du nouveau terminal dans la vidéo qui va suivre.