Ravinala Airports Madagascar

Maro ireo mpisehatra momba ny « sûreté aéroportuaire » ao anatin’ny seranam-piaramanidin’Ivato, izay mifandrimbona, mba hiarovana ny fifamoivoizana anabakabaka amin’ny asa fampiorohorona na herisetra.
Ho arahantsika ato anatin’ity horonantsary manaraka ity ny momba izany « sûreté aéroportuaire » izany, ary, ny andraikitry ny tsirairay amin’ireo mpisehatra.
Plusieurs entités œuvrent dans le domaine de la « sûreté aéroportuaire » à l’aéroport d’Ivato pour protéger le secteur aérien des actes d’intervention illicites.
Cette vidéo vous donnera de plus amples détails sur le rôle de chaque entité aéroportuaire dans le domaine de la sûreté.