Resadresaka nifanaovana tamin-dRanaivo Tefy, filohan’ny Antenimieran’ny Haitao sy ny asa tanana.

Inona avy ireo sakana amin’ny firoborobon’ny asa tanana eto Madagasikara? Inona no tombon’ny fivondronan’ireo matihanina?