SAHIRANA IREO MPANAO ASA-TANANA

Mahakasika sehatr’asa maro ny fihibohana, fa indrindra ny sehatry ny asa tànana. Mahatsiaro ho sahirana ireo ao anatin’io tontolo io.