Afa-po tamin’ny fametrahana ny orinasa malagasy ho laharam-pahamehana amin’ny fanomezana ny tsena iarahana amin’ny fanjakana ny mpandraharaha malagasy, saingy mitaky fanarahana fepetra mba hahatsara zavatra. Tokony ho orinasa mitovy lenta sy mitovy traikefa no halahatra amina tolo-bidy anankiray mba tsy handringa ny tolotra sy ny kalitaon’ny asa vita, hoy Jean Michel Ramaroson, filoha lefitry ny Fikambanan’ny mpandraharaha malagasy (Fivmpama) nandritra ny fihaonana tamin’ny Filohan’ny Repoblika ny alatsinainy teo.
PODCAST – SEHATRA TSY MIANKINA – Orinasa mitovy lenta no tokony halahatra amin’ny tolo-bidy na samy orinasa malagasy aza, hoy ny filoha lefitry ny Fivmpama
Contenu Similaire
PRODUCTION D'ÉLECTRICITÉ - Une capacité globale de 526,39 mégawatts en énergie solaire à mobiliser auprès des opérateurs privés
par
2424.mg Actualité & Reportages
28 avril 2026
DISTINCTION - Ketakandriana Rafitoson et Rajery parmi les sept récipiendaires le Prix Schuman UE 2026
par
2424.mg Actualité & Reportages
28 avril 2026
FOOTBALL - Un choc PSG-Bayern ce mardi soir en demi-finale de la Ligue des champions
par
2424.mg Actualité & Reportages
28 avril 2026
CULTURE DE RENTE – La filière vanille au cœur de la mission de l’Exécutif dans la Sava cette semaine
par
2424.mg Actualité & Reportages
28 avril 2026
SANTE PUBLIQUE - Près de 200 nouveaux cas notifiés de la Mpox enregistrés en une semaine
par
2424.mg Actualité & Reportages
28 avril 2026