SOLIKA

SOLIKA – « Mbola maharitra valo andro ny tahirin-tsolika » namafisan’i Vonjy Andriamanga, minisitry ny Angovo, ny Rano, ary ny Akoranafo.