VAOVAO – MINUTE FLASH 15 JONA 2022
- FAHASALAMAM-BAHOAKA – Vohoka dimy amin’ny 1.000 no mety mivadika ho tranga-na aretina mamàny lava eto Madagasikara - FAMATSIAM-BOLA – ...
- FAHASALAMAM-BAHOAKA – Vohoka dimy amin’ny 1.000 no mety mivadika ho tranga-na aretina mamàny lava eto Madagasikara - FAMATSIAM-BOLA – ...
- ANGOVO - Mbola ho tapaka hatramin’ny adiny telo isan’andro ny herinaratra amin’ny faritra maro eto Antananarivo sy ny manodidina ...
- VALANARETINA – Efa saika nitombo avo roa heny ka tafakatra ho 283 ny isan’ireo mararin’ny Covid-19 izay manaraka fitsaboana ...
- FOTODRAFITRASA - Hatomboka ny zoma 17 Jona izao ny asa fanarenana ny ampahany mampitohy an'i Tolagnaro sy Ambovombe amin'ny ...
- FIOMPIANA - Miomana amin'ny fahatongavan'ireo omby vavy be ronono miisa arivo sy biby madinika fiompy hafa mihinam-bilona miisa roanjato ...
- FANOMPOAM-PIRENENA - Tsy mbola nisy ny fanasaziana ireo zatovo tsy nahavita ny fitsarana miaramila saingy nampahatsiahy ny tsy maintsy ...
- FIARAHAMONINA - Milaza ny hanome valisoa ho an'ireo manome vaovao marim-pototra momba ny tranga fakana an-keriny tovovavy eto Analamanga ...
- FAKANA AN-KERINY - Tovovavy 15 hatramin’ny 21 taona eo ankehitriny no lasibatry ny mpaka an-keriny - VALANARETINA - Olona ...
- INDOSTRIA – Notokanana androany ny orinasa Mabel eny Anosimanjaka Ambohitrimanjaka - ADY AMIN’NY KOLIKOLY – Nanatanteraka ny fianianany ny ...
- ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO – Sakafo vokarin'ny orinasa Nutrifood mitentina 40 tapitrisa ariary no hatolotry ny Banky Société Générale ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.