TANAMASOANDRO – AMBOHITRIMANJAKA

AMBOHITRIMANJAKA – Nitokona ny mponina teny Ambohitrimanjaka ny herinandro lasa teo fa tsy eken’izy ireo ny fanotofana ny tanimbariny. Misy ireo vahaolana naroson’i Gérard Andriamanohisoa, mpanolotsaina manokan’ny Filohan’ny Repoblika, satria tsy maintsy hirosoana ny fanatanterahana ny tetikasa Tanamasoandro ho tombotsoan’ny vahoaka.

Misy araka izany ny fidinan’ny tompon’andraikitra teny ifotony hijerena izay marimaritra iraisana.