TENY MALAGASY – Mikasika sy mahakasika, teny roa samy hafa

Ianao ve anisan’ilay miteny foana hoe « mahakasika » rehefa mandray fitenenana ? Fantatrao tsara ve anefa hoe inona no tena hevitra fonosin’io teny io ? Raha tsy te ho diso rehefa mikabary na miteny eny imasom-bahoaka dia tsara ihany ny hihainoana ity fanazavan-dramatoa Oliva Ramavonirina, avy ao amin’ny Foibe momba ny teny ity