Tombana amin’ny antsasaky ny fe-potoana fiasan’ny filohan’ny Repoblika: voafehy tokoa ve ny zava-drehetra

« Tombana amin’ny antsasaky ny fe-potoana fiasan’ny filohan’ny Repoblika: voafehy tokoa ve ny zava-drehetra »?
Fifanakalozan-kevitra iarahana amin’i
– Augustin Andriamananoro, Tale jeneralin’ny tetikasan’ny #Filoha,
– Julien Andriamorasata, Mpikambana ao amin’ny birao politikan’ny #Tim
Mpandrindra ny fifanakalozana :
Andriamanambe Raoto, Tonian’ny Lahatsoratra gazety boky Politikà Madagascar
Lova Rabary-Rakotondravony , Tonian’ny Lahatsoratra 2424.mg