TORO-HEVITRA NY AMIN’NY FOTOAM-PAHAVARATRA

FOTOAM-PAHAVARATRA – Mila mailo ny rehetra amin’izao fotoam-pahavaratra izao, misy araka izany ireo fihetsika tokony ataon’ny tsirairay hialana amin’ny loza mety hitranga.