TOSIKA FAMENO : Mbola misy ireo miandrandra fanampiana

Efa tapitra ny fisoratana anarana hoan’ireo fianakaviana maniry hisitraka ny “Tosika Fameno”. Mbola misy anefa ireo izay mahatsiaro voahilika ka miady fo mba ho tafiditra ao anaty lisitra.