TSANGANTSANGANA – Antananarivo tetezina an-tsidina

Affiche YouTube

Niaraka tamin’ireo miaramila nanao fitsirihana ny lalana ho arahin’ireo « angidim-by » amin’ny sabotsy ho avy izao mandritra ny matso fanamarihana ny fetin’ny Fahaleovan-tena eny Mahamasina ny ekipan’ny 2424.mg. Raha vonona ianao dia entinay hiaraka aminay mitsangantsangana hitety an’Antananarivo an-tsidina. Afatory ny fehikibo dia ‘ndao ary.