Tsenan’Andrahavoahangy : Mihamafy ny fepetra noraisina

Ankoatry ny fanajanonana ny tsena isan-kerinandro dia nakatona tanteraka ny fivarotana eny Andrahavoangy sy ny manodidina. Very hevitra noho izany ireo mpivarotra miasa eny isan’andro izay tsy afaka miasa ihany koa.