TSENAN’NY NOELY : TSY TOY NY ISAN-TAONA

TSENAN’NY NOELY – Tsy toy ny isan-taona ny tsenan’ny Noely tamin’ity taona ity. Mangingina ny tsena hoy ireo mpivarotra. Maro amin’ireo olona no misafidy ny miantsena amin’ny fotoana farany.