Vahaolana mahomby hiadina amin’ny « chenille légionnaire » : INDOX, FORCE, LEGION ary CARDIN. Mila ampifandimbiasina ny fampiasana azy mba ahazoanao vokatra tsara kokoa. Raha mila torohevitra, afaka manoro anao ireo teknisianina, manoràta amin’ny hafatra miafina amin’ny pejy Agrivet https://www.facebook.com/agrivetmada?mibextid=ZbWKwL