– TSENA : Mpivarotra amoron-dalana 800 no hampidirina hivarotra ao amin’ny tsena vaovaon’i Behoririka
– VALANARETINA : Tafiakatra 40 ny isan’ireo tranga voamarina fa Covid-19 ao Nosy Be, nandray fepetra ny prefektiora
– FIARAHA-MIASA : Mitohy ny fifampiresahana amin’ny governemanta sy ny banky iraisam-pirenena momba ilay fandaharanasa mitentina 400 tapitrisa dolara

