– TOETR’ANDRO – Hiditra tsy ho ela ao amin’ny distrikan’i Mananjary ilay rivo-doza Freddy
– FIFAMOIVOIZANA – Miato ny fitaterana olona sy entana amin’ny lalana any amin’ny faritra handalovan’ny rivodoza mahery Freddy androany talata alina
– FITATERANA AN’HABAKABAKA – Nofatorana ireo fiaramanidina maivana miantsona eny Ivato hiarovana azy amin’ny rivotra
– BAOLINA KITRA – Ny 23 Martsa no atao eo Mahamasina ny fihaonan’ny Madagasikara sy Centrafrique ho amin’ny fifanintsanana ny CAN 2024, ary ny 27 Martsa ny lalao miverina any Cameroun
