– JUDO – Niverina eo amin’ny laharana voalohany maneran-tany eo amin’ny sokajy juniors latsaka ny 70 kg i Laura Rasoanaivo
– FITSARANA – Ny 18 aogositra ho avy izao no hiakatra fitsarana ireo olona voapanga ho nandray anjara tamin’ny famoahana ny laza adina bakalorea teto Antananarivo
– FIFIDIANANA – Nifarana androany talata ny asan’ny iraka manokana avy amin’ny SADC teto Madagasikara
– FITANTANANA – Maniry ny hanovàna ny firafitry ny fitantanana ny CNaPS ny vondron’ny mpiasa sy ny mpampiasa
