VAOVAO MINUTE FLASH 01 APRILY 2021

Affiche YouTube

VALANARETINA – Niampy dimy ambinifolo ireo namoy ny ainy, olona 270 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus ny 31 martsa lasa teo
FIFAMOIVOIZANA – Manentana ny mponina hijanona ao antrano ny ATT mandritra ny fetin’ny paka hisorohana ny fihanaky ny Coronavirus.
FANABEAZANA – hitarina ho roa herinandro ny fialantsasatry ny Paska ho fampihenana ny fihanaky ny Coronavirus.