– FIFIDIANANA – Efa eo am-pandinihina ny daty hanaovana ny fifidianana ben’ny tanana sy solombavambahoaka ny Fitondram-panjakana sy ny CENI, hoy ny Praiministra
– FOTODRAFITRASA – Miroso amin’ny antso fikarohana izay ho tale jeneralin’ny orinasa hitantana ny Kianja Barea ny Fanjakana
– FAHASALAMANA – Tonga androany alakamisy ao Toamasina ny sambo sady hopitaly Mercy Ships izay hiantsona ao an-toerana mandritra ny folo volana.
– FONENANA – Fianakaviana miisa 20 mipetraka eny amin’ny Akamasoa no hisitraka trano vaovao avy amin’ny Fondation Axian
