– VALANARETINA – Niampy roa ny isan’ireo namoy ny ainy noho ny coronavirus, 46 ireo tranga vaovao
– FITATERANA AN’HABAKABAKA : Mpizaha tany 113 no nigadona tao Nosy Be androany alakamisy
– TSY FANJARIAN-TSAKAFO : Hitondra fanampiana hoan’ireo tratran’ny kere any atsimon’ny nosy ny filoham-pirenena amin’ny faran’ny herinandro.

