VAOVAO MINUTE FLASH 01 SEPTAMBRA 2020

-VAOMIERA IKAMBANANA ISASAHANA – Lany tsy nasiam-panovana teo amin’ny Antenimieram-pirenena ny volavola-dalàna fankatoavana ireo didy hitsivolana nampifanolana
-VALANARETINA – Olona telo no voalaza fa matin’ny coronavirus androany talata, tranga vaovao 94 no voamarina fa coronavirus
-COVID-19 – Ireo tanora eo anelanelan’ny 25 ka hatramin’ny 59 taona no tena betsaka mitondra ny tsimokaretina coronavirus hoy ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka