FIFIDIANANA : Kandidà efatra no nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho filoham-pirenena
FIFAMOIVOIZANA : Hisy fahatapahany ny ampahany amin’ny lalampirenena voalohany ny sabotsy 2 Septambra mandritra ny fanatanterahana ny hazakazaka am-bisikileta
TONTOLO IAINANA : Nandray ny toerany ny tale jeneraly vaovao misahana ny Ofisy nasionaly misahana ny tontolo iainana
ANALANJIROFO : Misokatra ny fisoratana anarana ho an’ireo te-hisitraka tany mirefy 200m²
