VAOVAO – MINUTE FLASH 02 APRILY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Olona 11 indray no lavon’ny covid-19 teto Madagasikara ny 01 aprily 2021
Mbola mitohy mitombo ny isan’ireo olona matin’ny Covid-19 sy voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus.
– VALANARETINA : Mandaitra 100% amin’ilay coronavirus avy any Afrika Atsimo ny vaksiny novokarin’ny Pfizer sy ny Biontech araka ny nambaran’izy ireo…
Afficher la suite