– FIZAHANTANY : 80% ny famandrihana ireo toeram-pandraisam-bahiny any Sainte-Marie amin’ny fetin’ny faran’ny taona
– ANALAKELY : Hikatona hoan’ny fifamoivoizana ny araben’ny fahaleovantena ny Alahady 6 desambra
– FITANTANANA NY TANANA : Tonga eny anivon’ny fitsarana ny raharaha fihotsahan’ny tany eny Ampasamadinika

