– QMM – Niditra amin’ny “service minimum” ny fitrandrahana fasimainty ao Mandena Tolagnaro
– FOTODRAFITRASA – Manomboka ny asa fanajariana ny sisin-dranomasina ao Sambava
– FAMPANDROSOANA – Ho apetraka any Ihosy ny Faritra ara-toekarena mampiaty ho an’i Ihorombe.
– BASKETBALL – Hanainga rahampitso ho any Senegal i Anyssa Rakotonanahary sy Taratra Ramahatra
