– FOTODRAFITRASA : Eo amin’ny Kianja Barea eo Mahamasina no handraisan’i Madagasikara an’i Niger amin’ny 30 Mars
– HAIN-TANY : Teny amin’ny fokontany Antsahamasina Ambohidrapeto no nanaovana ny lava-drano voalohany ho an’Antananarivo sy ny manodidina
– KOLON-TSAINA : Nodimandry i Monja Manitsindava, mpanakanto nanandratra avo ny maha-Malagasy

