VAOVAO – MINUTE FLASH 02 JANOARY 2023

– TSENA – Mbola tsy niala teny amin’ny petite vitesse ireo mpivarotra amoron-dalana
– FARAN’NY TAONA – Olona 47 no nosamborin’ny mpitandro ny filaminana ny alin’ny faha 31 desambra teto Analamanga.
– ANGOVO – Hiampy 556 Mw ny herinaratra ho vokarina eto Madagasikara
– BAOLINA KITRA – Mpilalaon’ny Barea miisa 23 no nihazo an’i Tonizia androany alatsinainy, hamonjy avy hatrany an’i Alzeria kosa i Rado Andrininosy