VAOVAO – MINUTE FLASH 02 JANOARY 2024

-RIVO-DOZA – Mihoatra ny 400 ny isan’ireo olona tra-boina ao Morombe tao aorian’ny fandalovan’ilay andro ratsy Alvaro tany an-toerana
-ANDRO RATSY – Miantraika amin’ny toetry ny andro eto Antananarivo ny fandalovan’ny rivodoza Alvaro
-LOZA FARAN’NY TAONA – Marary miisa 260 no noraisina teny amin’ny hôpitaly Joseph Ravoahangy-Andrianavalona ny 31 Desambra sy ny 1 Janoary teo
-FITSARANA – Manolo-kevitra ny hanindromana ny filahian’ireo mpanolana zaza tsy ampy taona sy handefasana azy ireo sesitany ny Filohan’ny Repoblika