VAOVAO – MINUTE FLASH 02 NOVAMBRA 2023.

– BAOLINA KITRA – Mpilalao enina avy eto Madagasikara sy mpila ravinahitra 22 no natsoin’i Romuald Rakotondrabe hiatrika ny lalao amon’i Ghana sy ny Tchad
– HETSIKA POLITIKA – Nitohy teny Ambohitrimanjaka ny diabe nataon’ireo vondron’ny kandidà
– FAMPIELEZAN-KEVITRA – Nihazo ny faritra Matsiatra Ambony ny kandidà Andry Rajoelina, tany Befandriana sy Mampikony kosa ny kandidà Siteny Randrianasoloniaiko
– VAKOKA – May ny alarobia alina ny tranon-dRabodozafimanjaka, isan’ireo vady 12 an’Andrianampoinimerina, ao amin’ny Rovan’Antsahadinta