VAOVAO MINUTE FLASH 02 OCTOBRE 2023

-HETSIKA POLITIKA – Olona roa no voasambotra, mpitandro ny filaminana enina
sy kandida iray no naratra
-FIANGONANA KATOLIKA – Tafapetraka teo amin’ny toerana maha- arsevekan’i Toliara azy i Monsenera Gustavo Bombin Espino
-BASKETBALL – Niainga hihazo an’i Frantsa i Jerry Pépin Rabibisoa izay hilalao any Dunkerque.
-COSAFA CUP – Hiakatra kianja atsy Afrika atsimo amin’ny alarobia ary hifandona amin’i Eswatini ny ekipam-pirenena malagasy vehivavy