– TOETRANDRO : Tsy mbola ahiana hisy rivo-doza mandritra ny 15 andro voalohany amin’ity volana Janoary 2023
– TSENA : Nahitana fiakarana ny vidim-bary vokatra eto Madagasikara
– FAMPIANARANA : Niroso amin’ny fitokonana tsy misy fetra nanomboka androany talata ny sendikan’ny “Direction des ressources Humaines” eo anivon’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena.
– TAHIRIMBOLAM-PANJAKANA : Manomboka ny Talata 10 Janoary ny fizarana fisotroan-dronono amin’ity volana Janoary ity ho an’ny faritra Analamanga.
