-FIFAMOIVOIZANA – Miverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizan’ny fiara amin’ny lalam-pirenena faha-7 eo Mahazengy Fianarantsoa
-LOZA VOAJANAHARY – Olona roa no maty, valo arivo mahery ireo traboina tao aorian’ny fandalovan’ny rivodoza Alvaro
-TOETRANDRO – Mbola hahery be ny ranomasina ho an’ireo mpiandriaka any amin’ny faritra Atsimo sy Atsimo-Atsinanana
-HAIADY –Taom-pahombiazana ho an’ny judo malagasy ny 2023, hoy ny tale teknika nasionalin’ny Federasiona
