– FITOKONANA – Am-polony maro ireo voasambotra, valo no naratra tamin’ny hetsika fandravana sakana tamin’ny lalana mankany amin’ny toeram-pitrandrahan’ny QMM nataon’ny mpitandro filaminana
– FANADINAM-PANJAKANA – Hivaly ao anatin’ny tapa-bolana ny BEPC, hoy ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena
– BASKETBALL – Laharana faha-14 i Madagasikara tamin’ny fiadiana ny amboara eran-tany latsaka ny 19 taona, i Mathias M’Madi kosa no mpampidi-baolina betsaka indrindra
– FITSARANA – Ankizy 90 amin’ireo 127 ao amin’ny fonjan’Antanimora no mbola tsy voatsara
