– FANABEAZANA : Amin’ny Alarobia ho avy izao vao hiverina an-tsekoly ireo mpianatra hanala fanadinana
– VALANARETINA : Olona 11 no namoy ny ainy omaly alahady, olona 121 voavao no voan’ny coronavirus
– FAHASALAMANA : Efa tonga ireo tavoahangina-oksizena nohafarana ka halefa any amin’ny faritra

