VAOVAO – MINUTE FLASH 03 MAY 2023

-BASKETBALL : Ekipa efatra no handray anjara amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara kaonferansa andrefana any Mahajanga
-JIRAMA : Mihalava ny fahatapahan-jiro ary mitombo ireo faritra vaokasika eto Antananarivo.
-VALALA : Velaran-tany maherin’ny 15.000 no voatondraka fanafody nanomboka ny volana novambra 2022
-ASA FANAOVAN-GAZETY : Hiadiana hevitra amin’izao fotoana izao ny famoaham-baovao amin’ny tambajotra serasera sy internet