– FIOFANANA – Mpianatra 23 nobeazina tao amin’ny Akamasoa no nahavita fianarana momba ny lakozia tao amin’ny Institut d’excellence culinaire Guillaume Gomez
– VALANARETINA – Olona valo vaovao no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina tamin’ny faha-23 ka hatramin’ny faha-30-n’ny volana Septambra
– FAHASALAMANA – Miketrika fiaraha-mamokatra fanafody amin’ny mpiara-miombona antoka Egypsiana, sy Marokàna ary Indiana ny Pharmalagasy.
