– HETSIKA POLITIKA : Nanohy ny fidinana an-dalambe teny Mahamasina sy Anosy ireo kandidà 11 milatsaka ho filoham-pirenena
– FIFIDIANANA : Nihaona tamin’ireo mpanohana azy nandritra ny hetsika manokana teny amin’ny Arena Ivandry ny kandidà Andry Rajoelina
– FANAPOIZINANA ARA-TSAKAFO : Olona efatra no namoy ny ainy ary 12 no manaraka fitsaboana vokatry ny fihinanana trondron-dranomasina tao Tsianisiha, distrika Toliara II
– JUDO : Handray anjara amin’ny fiadiana tompondaka eran-tany i Laura Rasoanaivo sy Lova Mahaisoa Randrianasolo
