– LALAON’NY NOSY – Efa tazana manerana an’Antananarivo ireo saina sy sary famantarana
– MASOIVOHON’I ROSIA – Niresaka mahakasika ny olan’ny Fiangonana ortodoksa iokrainianina tamin’ny mpanao gazety sy ny sakaizan’I Rosia i Alexeï Buriak
– JIRAMA – Mbola hitohy ny alahady 6 Aogositra izao ny fahatapahan-jiro amin’ny faritra maro eto Antananarivo
– LALAON’NY FRANKOFONIA – Eo amin’ny laharana faha-12 i Madagasikara, nahazo medaly volamena roa tamin’ny andro fahafito
