VAOVAO – MINUTE FLASH 04 APRILY 2023

– TOERAM-PONENANA – Misokatra ny fisoratana anarana amin’ny fisitrahana ny trano mora ao Bemokijy Morondava
– FAMPIANARANA AMBONY – Hanomboka ny 17 Aprily ny famoahana ny tetiandro fizarana ny vatsim-pianaran’ny mpianata eny amin’ireo Oniversite
– KAOMININA ANTANANARIVO – Mpivarotra hani-masaka 130 no efa nisitraka fampiofanana mahakasika ny fikirakirana sakafo sy ny vonjy taitra
– TONTOLO IAINANA – Atao fitaratra amin’ny fanarenana ny ala honko ny faritra Boeny