VAOVAO – MINUTE FLASH 04 DESAMBRA 2023

– VOINA – Iray isan’andro eo ny salan’isan’ny tranga firehetana voarain’ny sampana mpamonjy haitrano Antananarivo nandritra ny taona 2023
– BASKETBALL 3×3 – Samy laharana fahatelo ny Ankoay zazalahy sy zazavavy tany Egypta nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Afrika
– FIANGONANA – Ny Pastora Denis Rakotozafy, filohan’ny Fiangonana Loterana malagasy, FLM, no hitantana ny FFKM amin’ny taona 2024
– FIHAONANA – Manatrika ny COP 28, fivoriana manerantany mahakasika ny tontolo iainana any Dubaï i Andry Rajoelina