– ANAKAO – Mbola tsy fantatra mazava ny antony nahafaty ireo « pailles à queue » tao Nosy Ve
– FITATERANA : Mbola mitokona ireo teknisianina ao amin’ny FCE
– BAOLINA KITRA – Fanazarantena impito farafhakeliny no ataon’i Barea any Tonizia
– VONTOVORONA – Nanatitra fanampiana ho an’ireo mpianatra traboina ny solon-tenan’ny ministera ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa
